Teny iditra Antaimoro
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Dikanteny frantsay   Foko lehibebe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan' i Namorona sy Manampatrana. Taranak' Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin' ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin' ny nahatongavany teto amin' ny Nosy. Tanàn-dehibe: Vohipeno, Manakara [Rajemisa 1966]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fifanahafana   Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23