Teny iditra antaranoana
Singan-teny antara ; noana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandrakizay doria alaovalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Everlasting. Used after mandrakizay. [1.2]
Ohatra 
1fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285]
2Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24