Teny iditra | antaravelona | ||||
Singan-teny | antara ; velona | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [velona, living.] Extremely cold. [1.2] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24 |