Teny iditra an-tendro-molotra (any, tendro, molotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza filazana teny na fanaovana asa soa ety ivelany fotsiny fa tsy latsaka anaty; enti-milaza koa teny toa efa ao am-bava ao fa tsy tafavoaka [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23