Teny iditra anterina (antitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao tonga antitra, hamafisina: Nanteriny erỳ ny fiteniny
¶ (Ny fampiasa matetika anefa dia ny teny verindroa antitranterina) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be examined, scrutinised, done repeatedly so as to impress something on the memory
¶ to be made deeper, as applied to colours. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on laisse mûrir, qu'on rend foncé, qu'on perfectionne [Abinal 1888]
Ny bikany  
anterina
anteriko
anterinao
anteriny
anterintsika
anterinay
anterinareo
anterin'
anterin-
anterim-
anteri-
nanterina
nanteriko
nanterinao
nanteriny
nanterintsika
nanterinay
nanterinareo
nanterin'
nanterin-
nanterim-
nanteri-
hanterina
hanteriko
hanterinao
hanteriny
hanterintsika
hanterinay
hanterinareo
hanterin'
hanterin-
hanterim-
hanteri-
antero

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23