Teny iditra antily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  antilimbohitra [1.1]

Teny iditra antily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana
(Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1]
Mpanahaka  tily

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31