Teny iditra anti-panahy (antitra, ahy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   entina hilazana olona manana toetra na f [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A person of mature age or judgement
¶ a feeble old man, or woman. [Richardson 1885]
   sensible, having mature judgement [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   esprit mûr [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   anti-tsaina
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2013/08/27