Teny iditra anti-tsaina (antitra, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy entina hilazana olona manana toetra na fisainana hendry, matotra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra anti-panahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31