Teny iditra antoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fanomezam-boninahitra sy haja na koa talantalana mifanao ambaratonga. [Rajemisa 1985]
 mifanao ambaratonga [SLP 1986]
Fandikana anglisy steps, stairs, order, gradation. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay degré [SLP 1986]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31