Teny iditra antoandrobe
Singan-teny antoandro ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
Ohatra 
1Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
Voambolana 
Tovy hevitra antoandrobenanahary
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24