Teny iditra antoantoandro (antoandro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra 
1Ny antoantoandro, nisy fiarakodia niakatra tao an-tanàna. [2.472]
2Ka tamin'ny Alakamisy mbola antoantoandro ihany dia reny tamin'ireo mpivarotra namany niakatra taty Antananarivo [2.588]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20