Teny iditra anto-bola (antoka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   vola azo antoka marina amin'ny banky ny fisiany amin'ny fotoana anoratana ny seky
Famaritana anglisy   a surety. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   provision de chèque [SLP: Voambolana]
Voambolana  

2009/12/09