Teny iditra antoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fiantsoana ho tsaraina [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato
¶ Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina
¶ Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ
¶ Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   pledge [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [Richardson 1885]
   a guarantee; insurance [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   caution, garantie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   assurance [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   sécurité, gage, hypothèque, aval [SLP: Voambolana]
Ohatra   Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 10]
Sampanteny  
Ny bikany  
antoka
antoko
antokao
antony
antotsika
antokay
antokareo
antok'
anto-
anton-
antoky
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Teny iditra antoka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a nod of assent. [Richardson 1885]
Sampanteny  
Ny bikany  
antoka
antoko
antokao
antony
antotsika
antokay
antokareo
antok'
anto-
antoky

Teny iditra antoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tsatokazo [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   same as antoko, a trivet. See toko. [Provincial] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29