Teny iditra antoko (toko)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
¶ Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
¶ Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   catégorie, classe, parti, série
¶ antokon-dohavy mifanaraka: police de caractère. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ antokon-javatra mifanaraka tsara: assortiment [SLP: Voambolana]
Ohatra   Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [Andraina: Mitaraina, takila 136]

Teny iditra antoko
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana] [David 1952 (takila A)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10