Teny iditra | antokon > antoko (toko) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika ¶ Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika ¶ Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | catégorie, classe, parti, série ¶ antokon-dohavy mifanaraka: police de caractère. ¶ antokon-javatra mifanaraka tsara: assortiment [SLP 1986] | |
Ohatra | Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [Andraina: Mitaraina, takila 136] | |
Teny iditra | antokon > antoko | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] tsatokazo, andry, andribe [Rakotosaona 1975] | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [David 1952 (takila A)] | |

![]() |