Teny iditra antomo-dava ohatra ny andro fandroana
Singan-teny antomotra ; lava ; ohatra ; andro ; fandroana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29