Teny iditra antomotra (tomotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
¶ Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy near at hand, as to future time [Richardson 1885]
 close at hand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay proche, imminent [Hallanger 1974]
 qui est proche, imminent [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [Randzavola: Baiboly, takila 34]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  madiva ~ tamy

2014/05/13