Teny iditra antom-pivelomana (antony, velona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fototry ny fahazoana vola hivelomana, hohanina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy means of subsistence [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay moyen de subsistance, métier qui nourrit [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31