Teny iditra antonery (tonery)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1]
 Fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28