Teny iditra antoniny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  antonintoniny [1.1]
Ohatra Merina izy, antoniny, tahaka an' ny Merina, ny halavany, tsotra ny volony, indonesiana ny toe-batany; [2.270]

Teny iditra antoniny (antony)
Sokajin-teny anarana antony sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  antony [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06