Teny iditra antonjavatra
Singan-teny antony ; zavatra
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1samy hafa ny antonjavatra kendreny [1.38]
2Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24