Teny iditra antonona (tonona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ampy: Antonona azy ve io vary io
Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany
Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2]
Ohatra 
1Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany. [2.499]
2Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38]
3Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31