Teny iditra antonontonony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Misy ngezabe, misy antonontonony. [2.332]
2Ka he fa antonontonony tsy dia nisy tafahoatra taloha na ny fahantrana na ny harena. [2.296]
3Antonontonony tamin' ny fivelomana avokoa izy rehetra, tsy misy sahirana na iray aza ary samy tokony ho afaka nanampy ahy tsara, raha tiany. [2.643]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31