Teny iditra antonta (tonta)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Voatomboka, notombohina [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   antontany

Teny iditra antonta (tonta)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra mifanongoa: Antontam-bato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a pile, a heap [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tas, amas, monceau [Hallanger 1974]
Fifanahafana   antontany

Teny iditra antonta
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fankasitrahana, fankatoavana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06