Teny iditra antontam-bary (tonta, vary)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana frantsay   riz en pignon, en tas [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [Merina] (de antonta : en tas , et vary : riz) Riz coupé et posé en gerbes sur les digues des rizières, après la moisson. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Atao eo afovoan' ny famoloana ny antontam-bary hovelezina, ary amelana tokotany manedidina, tokony ho 2 na 3 m. [Randzavola: Baiboly, takila 34]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07