Teny iditra antontany (tonta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mifanongoa: Antontam-bato [Rajemisa 1985]

Teny iditra antontany (tonta)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [Rajemisa 1985]

2009/02/23