Teny iditra antony (antoka)
Sokajin-teny anarana antoka sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
¶ Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [Richardson 1885]
 a cause; the object in view [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay cause, motif [Hallanger 1974, SLP 1986]
 raison; la fin en vue [Hallanger 1974]
 mobile [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31