Teny iditra an-tranon' ampinga
Singan-teny any ; trano ; ampinga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toerana misy ny foto-ponenan' ny olona iray fianakaviana na iray foko [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Of one family, tribe or clan [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dans la famille, la caste [1.3]
Mpanahaka  andranonampinga

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30