Teny iditra | antratra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [ an-tratra ] Enti-milaza zavatra novononina hanoloana ny lany na hitsinjovana izay mety ho tonga [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [root tratra.] Any extra number of people taken a short distance only in an expedition to supply vacancies occasioned by sickness, death, etc.; anything put aside for future use. See fitaiza. Some natives say this word should be anantra, from antra. [1.2] | |
A substitute (person) [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Remplaçant [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny antratra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |