Teny iditra antsafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Arahaba [1.78]
 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa
Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [1.2]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31