Teny iditra antsafaina (antsafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be inquired into, or inquired of, as in antsafa [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : antsafaina, antsafaiko, antsafainao, antsafainy, antsafaintsika, antsafainay, antsafainareo, antsafain', antsafain-, antsafaim-, antsafai-
Ny lasa : nantsafaina, nantsafaiko, nantsafainao, nantsafainy, nantsafaintsika, nantsafainay, nantsafainareo, nantsafain', nantsafain-, nantsafaim-, nantsafai-
Ny hoavy : hantsafaina, hantsafaiko, hantsafainao, hantsafainy, hantsafaintsika, hantsafainay, hantsafainareo, hantsafain', hantsafain-, hantsafaim-, hantsafai-
Filaza mandidy : antsafao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20