Teny iditra antsaina (antsa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Anaovana hira fiderana miaraka amin' ny zavamaneno toy ny angaroa...: Noantsaina ny mpanjaka niverina avy niantafika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be chanted to, as the sovereign or any of the royal family on special occasions. [Richardson 1885]
Ny bikany  
antsaina
antsaiko
antsainao
antsainy
antsaintsika
antsainay
antsainareo
antsain'
antsain-
antsaim-
antsai-
nantsaina
nantsaiko
nantsainao
nantsainy
nantsaintsika
nantsainay
nantsainareo
nantsain'
nantsain-
nantsaim-
nantsai-
hantsaina
hantsaiko
hantsainao
hantsainy
hantsaintsika
hantsainay
hantsainareo
hantsain'
hantsain-
hantsaim-
hantsai-
antsao

Teny iditra antsaina (antsa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny anglisy   to be found fault with. (Prov.) [Richardson 1885]
Ny bikany  
antsaina
antsaiko
antsainao
antsainy
antsaintsika
antsainay
antsainareo
antsain'
antsain-
antsaim-
antsai-
nantsaina
nantsaiko
nantsainao
nantsainy
nantsaintsika
nantsainay
nantsainareo
nantsain'
nantsain-
nantsaim-
nantsai-
hantsaina
hantsaiko
hantsainao
hantsainy
hantsaintsika
hantsainay
hantsainareo
hantsain'
hantsain-
hantsaim-
hantsai-
antsao

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14