Teny iditra antsakany sy andavany (any, sakana, lava, -ny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Mahatanteraha antsakany sy andavany izay nokendrena. [Rajaonarivelo: Bina, takila 23]
2Ary dia ho tanterahiny antsakany sy andavany rahatrizay ka tafaverina any Madagasikara izy. [Ravelomanana: Lalana, takila 55]
3Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna an-tsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [Andraina: Mitaraina, takila 33]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/28