Teny iditra antsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy   by lot [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   en tirant au sort [Hallanger 1974]
Ohatra   Amin' ireo sokajiny roa ireo, misy isa ilaina, ka dia antsapaka indray no akana izany isa izany, izay voaray amin' ny antsapaka, dia miandry fiantsoana sisa. [Andraina: Mitaraina, takila 132]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/08