Teny iditra antsasahina (antsasaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny ravim-paraky avala hilona elaela mba ho masaka tsara [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be ripened artificially. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   se dit des feuilles de tabac, etc..., qu'on fait fermenter légèrement pour les faire mûrir. [Abinal 1888]
Ny bikany  
antsasahina
antsasahiko
antsasahinao
antsasahiny
antsasahintsika
antsasahinay
antsasahinareo
antsasahin'
antsasahin-
antsasahim-
antsasahi-
nantsasahina
nantsasahiko
nantsasahinao
nantsasahiny
nantsasahintsika
nantsasahinay
nantsasahinareo
nantsasahin'
nantsasahin-
nantsasahim-
nantsasahi-
hantsasahina
hantsasahiko
hantsasahinao
hantsasahiny
hantsasahintsika
hantsasahinay
hantsasahinareo
hantsasahin'
hantsasahin-
hantsasahim-
hantsasahi-
antsasaho

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14