Teny iditra antsiantsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a small lizard. See antsantsa. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay petit lézard vert [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpitovy hevitra antsantsa
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31