Teny iditra antsibe (antsy, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny famaky fikapana hazo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a cleaver [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   An axe, a bill-hook, a hatchet. [Richardson 1885]
   a bush knife [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   grand couteau qui peut servir de hâche [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/27