Teny iditra antsiben' Andriamanitra
Singan-teny antsibe ; Andriamanitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy The rainbow; more commonly called avana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L'arc-en-ciel [1.3]
 Le grand couteau de Dieu. Les Malgaches appelaient ainsi l' arc-en-ciel [2.415]
Ohatra manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Voambolana 
Tovy hevitra avana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20