Teny iditra antsifiharatra (antsy, haratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin' ny lelany ihany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy A small knife used as a razor [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Rasoir d’autrefois, petit couteau dont le manche et la lame sont d’une seule pièce [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31