Teny iditra antsifotsy (antsy, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsy fitondran' ny miaramila miady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A sword, a cutlass. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Couteau, arme de guerre [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  antsy
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/27