Teny iditra antsioka (any, tsioka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy avy amin' ny toerana iavian' ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Distant, far off. See andakira. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31