Teny iditra an-tsiraka (any, tsiraka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [ antsiraka ] in the coastal regions [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [ antsiraka ] dans les régions côtières [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2013/07/29