Teny iditra antsisy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Vezo] Capitaine (Lethrinidés, Lethrinus spp.) [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Voambolana  
Anarana siantifika   Lethrinus ssp.

Teny iditra antsisy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tankay] (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny: milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [Ndemahasoa: Antakay]

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06