Teny iditra an-tsitrapo (any, sitraka, fo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Amim-panahy iniana, tsy terena na vozona [...]
Mitovy hevitra: atao ami-nahy ~ fanahy iniana ~ iniana atao ~ kibo saokan' ny nahiny ~ kiniania ~ lolo fotsy mitono tena ~ main' ny afo natsangana ~ mandrora mitsilany ~ matin-delany toa toho ~ matin-tanany toa foza ~ mavon' ny nataony ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ sitrapon' Ikamisy ~ vivy nanitrika [tohiny Rajemisa 1985]
Fifanoheran-keviteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/13