Teny iditra |
antsitrika
(sitrika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1]
|
| Lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Diving into water [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3]
|
| Plongeon [1.8]
|
Ohatra | Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
[2.4]
|
Mpanahaka |
rano tsilany ~
tsikaroka ~
tsipy sandry |
Ohabolana |
|