Teny iditra | antsivy (ana, sivy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Mpanahaka | fanorona | |
Fivaditsoratra | antsivy, vinatsy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |