Teny iditra antso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famoahana feo na fanononana teny hampanatona na hampiavy olona ho tonga eo amin' ny tena; famoriana olona hanatrika na ho tonga; fanirahana hitaona olona ho avy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a call, a summons [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   an invocation [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   appel, convocation [Hallanger 1974]
Ohatra  
1hoy ny antso avo afitsony. [Andriamalala: Fanagasiana, takila 5]
2Heno ny antso, ny baiko mifanaretsaka etsy sy eroa. [Andraina: Mitaraina, takila 217]
3Miseho ao koa ny antso nataon-dravehivavy sy ny valin-tenin' ila. [Randzavola: Baiboly, takila 911]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/23