Teny iditra antsoharaina (antsohara)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
¶ Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be seasoned or tempered, as in antsohara. [Richardson 1885]
Ny bikany  
antsoharaina
antsoharaiko
antsoharainao
antsoharainy
antsoharaintsika
antsoharainay
antsoharainareo
antsoharain'
antsoharain-
antsoharaim-
antsoharai-
nantsoharaina
nantsoharaiko
nantsoharainao
nantsoharainy
nantsoharaintsika
nantsoharainay
nantsoharainareo
nantsoharain'
nantsoharain-
nantsoharaim-
nantsoharai-
hantsoharaina
hantsoharaiko
hantsoharainao
hantsoharainy
hantsoharaintsika
hantsoharainay
hantsoharainareo
hantsoharain'
hantsoharain-
hantsoharaim-
hantsoharai-
antsoharao

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23