Teny iditra antsona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny fahatongavan' ny sambo na lakana eo amin' ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin' ny morona. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy grounded, come to a stop; arrived at a port or harbour, as of a ship. [Richardson 1885]
 grounded, come to a stop; [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay arrêté près de la côte ; [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra antsona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy (Prov.) [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] flair. § embòlo. [David: Dialectes (takila A)]
Sampanteny 

Teny iditra antsona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Gaga [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31