Teny iditra antsotry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] amberovatry, zavamaniry izay manome vihiny fatao laoka tahakan'ny tsaramaso [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] amberovatry [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Betsimisaraka] a shrub. Cajanus indicus, Spreng. Same as ambatry (Betsileo), and amberivatry [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] ambrevades. [David 1952 (takila A)]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cajanus indicus
Fitovian-keviteny   ambatry ~ ambarivatry ~ amberivatry
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10